msh_mat_text_udb/27/09.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 9 sady la tanteraky zay valaza tamin'ny mpaminany Jeremia, manao hoe:" Nangalaky gny volafoty telopolo rozy, vily nagnombagnan'ireo vahoakin'Israely Gnazy, \v 10 sady rozy nagnome gnan'io ho gnan'ny sahan'ny mpanao valagny tanimanga, araky gny natoron'ny Tompo gnahy."