\v 10 Fa Jesosy , nahay gnan'io , niresaky gnan-drozy :" nagnino nareo ro magnary say gnan'ny ampela io? Fa raha soa ro nataony tamiko. \v 11 Eo aminareo mandrakariva gny mahantra , fa Zaho la tsy ho eo aminareo mandrakariva.