msh_mat_text_udb/06/05.txt

1 line
580 B
Plaintext

\v 5 Lafa mivavaky nareo, ka manao manahaky gny mpihatsaravelatsihy, fa rozy tia mijoro voho mivavaky eo amin'ny synagoga voho eo amoron-dala, ka mba mety ho itan'olo. Resahako marina aminareo , fa rozy la fa nandramby gny valisoa ao amin'ny efi-tragnonareo. Hilio gny varavagna, la mivavaha amin'ny Babanareo zay ao amin'ny mangingina. Bakeo gny Babanareo zay mahita ao amin'ny mangingina ro hamaly soa gnanareo. \v 7 Lafa mivavaky nareo , ka manao safa maro tsy misy ila gnazy manahaky gny ataon'ny jentilisa , gny amin'ny fiheverany fa ho re rozy noho gny safa maro zay ataony.