\v 11 Fa zay bevata mare agnaminareo ro ho mpanomponareo. \v 12 Na ia na ia mandra-tena la ahetry, sady na ia na ia manetry tena la hasandratra.