msh_mat_text_udb/07/03.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 3 Nagnino iha ro manenty gny singa-mololo zay ao agnatin'ny mason'ny rahalahinao, nefa tsy tsikarikao gny andry ao agnaty masonao? \v 4 Manao akory ro hiresahanao gny rahalahinao hoe:" Engao aho hangalaky gny singa-mololo zay ao agnaty masonao, laha mbo ao agnatin'ny masonao lay andry? \v 5 Ry mpihatsaravelatsihy! Alao aloha gny andry zay ao agnaty masonao , voho bakeo hahita soa lafa mangalaky gny singa-molo zay eo amin'ny mason'ny rahalahinao.