1 line
402 B
Plaintext
1 line
402 B
Plaintext
\v 45 sady nanomboky tamin'ny ora fahaeny la nandrakotsy gny tany manontolo gny hahiky ka hatramin'ny ora fahasivy. \v 46 Teo amin'ny ora fahasivy , la nikoraky tamin'ny feo mare Jesosy ka nanao hoe:" Ely, Ely, lama sabaktani? zay midika hoe:" Ndranagnahariko, Ndranagnahariko, nagnino ro nahafoy Gnahy Iha?" \v 47 Lafa ren'ny sasany tamin'ireo zay nitsanga teo , la hoy rozy:" Mikaiky gnan'i Elia Ie." |