1 line
413 B
Plaintext
1 line
413 B
Plaintext
\v 11 Nilitra tao amin'ilay tragno rozy sady nahita gny zaza niaraky tamin'i Maria reniny. Niankohoky voho nandrengy gnazy rozy. Nanokatsy gny fipetrahan-kanagna rozy voho nanolotra fagnomeza volamena, dintin-kazo magnitsy , voho miora ho gnazy. \v 12 Nampitandrina gnan-drozy tamin'ny nofy Ndranagnahary mba tsy himpolian-drozy agny amin'i Heroda, ka lala hafa ro nandehan-drozy namonjy gny firenenykirakiraiky. |