1 line
422 B
Plaintext
1 line
422 B
Plaintext
\v 4 Nandesin'i Heroda niaraky gny lohan'ny mpisoro iaby voho gny mpanora-dalagnan'ny gn'olo, sady nagnontany gnan-drozy ie hoe:" Aia ro hahaterahan'i Kristy ?" \v 5 Niresaky taminy rozy hoe:" ao Betleheman'i Jodia , fa zao ro voasoratsin'ny Mpaminany hoe:" \v 6 fa iha , Betlehemw, agny amin'ny tanin'i Joda , la tsy kely mare amin'ireo mpitondran'i Joda, fa bakaminao ro hiavian'ny mpanapaka zay hiamby gny oloko Israely |