msh_mat_text_udb/06/01.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 1 Mitandrema mba tsy hanao gny asan'ny fahamarinanareo eo agnatrehan'ny olo nareo mba ho hitan-drozy, fa laha tsy io hahazo gny valisoa bakagny amin'ny Rainareo ze agny an-dagnitsy . \v 2 Nohon'io lafa mahare fihantra nareo , la ka mitsoky trompetra misariky gny hafa manahaky gny ataon'ny mpiatsara velatsy agny amin'ny synagoga voho egny amin'ny lala, ka mba mety nahazo gny fandrengeany gn'olo rozy.