msh_mat_text_udb/04/23.txt

1 line
567 B
Plaintext

\v 23 nandeha eran'i Galilia Jesosy , nampianatrsy tao amin'ny synagogan-drozy, nitory gny filazantsaran'ny fanjakana, voho nagnasitsa reo karazan'arety iaby mbamin'ny rofy iaby teo amin'ny olo. \v 24 Niely eran'i Syria gny vaovao mahakasiky Gnazy, ka la nandesin'ny olo Tagnaminy reo zay marary iaby, mararin'ny karazan'arety voho fangirifiria, reo demoniaka, voho zay mararin'ny androbe voho mararin'ny paralysisa. Nositragnin'i Jesosy rozy. \v 25 Fokonolo maro bakagny Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia voho gny bakagny an-dafin'i Jordana ro nagnaraky Gnazy.