\v 13 Fa reo mpaminany iaby voho gny lalagna fa naminany hatramin'i Jaona; \v 14 voho laha sitrakareo gny hagnenky gnan'io, la Ie ro Elia lay ho avy. \v 15 Zay manan-tsofy handesy hijanjy , ao ie hijanjy.