msh_mat_text_udb/08/11.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 11 Resahako aminareo, fa maro gny agny antignana voho bakagny andrefa ro ho avy, voho rozy la hipetraky eo an-databo miaraky amin'i Abrahama, Isaka voho Jakoba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitsa. \v 12 Fa reo anaky gny fanjakan'ny la hatoraky agny ivelan'ny hahiky lavitsy agny, zay hisy fitagnia voho fikitrohan-kihy." \v 13 Hoy Jesosy tamin'ilay kapiteny hoe:" Mandehana! Araky gny ninoanao, la ao io hatao ho gnanao." Voho la janga tamin'io ora io tokoa lay mpanompono.