1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 14 Bakeo raiky tamin'ireo folo roamby lahy, zay atao hoe Jodasy Iskraiota, nagnagny amin'ny lehiben'ny mpisoro \v 15 sady nanao hoe:" Omeonareo otrino aho hanolorako Gnazy aminareo?" Nandanja volafoty maliniky telopolo rozy ho gnazy. \v 16 Tamin'io fotoa io la nila fahafaha ie mba hanolora Gnazy amin-drozy. |