\v 23 Lafa avy tagny amin'ny tragnon'ilay manam-pahefa Jesosy, la nahita reo mpitsoky sodina voho reo fokonolo nitabataba mareo Ie. \v 24 La hoy Ie hoe:" Mandehana, fa tsy maty lay zazavavy, fa miroro ie." fa nihehy Gnzy tamin'ny fanesoa rozy.