msh_mat_text_udb/06/25.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 25 Nohon'io resahako aminareo , ka miahiahy momba gny aianareo, zay hohaninareo na ze hinominareo- na momba gny vatanareo , zay hisikinanareo. Fa tsy bevata noho gny sakafo va gny fiaigna, voho gny vatana bevata noho gny fisikigna? \v 26 Jereo reo voro egny amin'ny habakabaky. Rozy la tsy mamafy na mijinja na mamory ao an-tsompitsa, fa gny Rainareo zay agny an-dagnitsy ro mamaha gnan-drozy. tsy sarobidy kokoa mandilatsy gnan'iregny va nareo?