1 line
350 B
Plaintext
1 line
350 B
Plaintext
\v 34 Fagnora ro nagnamabaran'i Jesosy reo raha iaby reo tamin'ny voahoaky; voho tsy nilaza ndra ino ino tamin-drozy afa-tsy tamin'ny fagnohara Ie.\v 35 Io la mba hahatanteraky zay niresafy tamin'ny alalan'ny mpaminany, lafa niresaky Ie hoe:" Zaho hiloa-bava amin'ny alalan'ny fagnora. Hilaza raha zay najary hatrizay nagnoregna zao tontolo zao Aho." |