msh_mat_text_udb/12/33.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 33 Ataovo soa gny hazo la hamoa soa io, na ataovo raty gny hazo la hamoa raty io, fa hay amin'ny voany gny hazo. \v 34 Nareo avorohotany gny menarana, fotony raty fagnahy nareo, ka manao akory ro ahafahanareo mivola raha soa? Fa avy amin'ny haben'ny ao am-po ro iresahan'ny vavany. \v 35 Gny olo soa avy amin'ny hanagna soa ao am-pony la mamokatsy zay soa, voho gny olo raty avy amin'ny hanagna raty ao am-pony la maomkatsy zay raty.