msh_mat_text_udb/09/23.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 23 Lafa avy tagny amin'ny tragnon'ny gny manam-pahefa Jesosy, la nahita reo mpitsoky sodina voho reo fokonolo nitabataba mareo Ie. \v 24 La hoy Ie hoe:" Mandehana, fa tsy maty gny aja ampela, fa miroro ie." fa nihehy Gnzy tamin'ny fanesoa rozy.