msh_mat_text_udb/27/59.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 59 nangalaky faty Josefa, namogno gnan'io tamin'ny siky hasimbazaha malio, \v 60 sady nampandry gnan'io tamin'ny fasany vaovao zay nolavahany tamin'ny vatolampy. la nagnakodia vato bevata hanohina gny varavagnan'ny fasana ie sady niboaky. \v 61 maria magdalena voho reo Maria hafa la teo, nipetraky teo ampitan'ny fasana.