msh_mat_text_udb/11/07.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 7 Laha nandeha tegny amin'ny lalany reo johary reo, la nanomboky nisafa gny momban'i Jaona tamin'ireeo vahoaky Jesosy hoe:" Hijery ino r niboahanareo agny agn'efitsy-volotara tsofin'ny tsioky? \v 8 Nefa hijery ino ro niboahanareo johary manao fisikigns sarotsy vily? Ingo, reo zay manao fisikigna sarotsy vily la mipetraky ao an-tragnon'ireo mpanjaka.