msh_mat_text_udb/26/12.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 12 Fa lafa nandraraky gnan'io menaky magnitsy io tamin'ny vatako ie, la nataony ho gnan'ny fandevegna Gnahyio. \v 13 Lazaiko marina aminareo, na ia ia hitoria gny filazantsara eto amin'izao tontolo manontolo zao, zay nataon'ny toy ampela toy la ho resahy avao ho fahatiarova gnazy."