\v 42 Jesosy niresaky tamin-drozy hoe:" Mbo tsy namaky gny Soratsy Masina mihitsy va nareo hoe:" Gny vato nilavin'ny mpagnori-tragno ro natao vato fehizoro. Bakamin'ny Tompo io, voho mahatandregna eo agnatrehantsika?