msh_mat_text_udb/21/33.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 33 Janjigno toy fagnora raiky hafa toy. Nisy johary raiky, tompon-tany. nanao tanim-boaloboky ie, nifefeny io, nandavahany famiaza tagnatiny tao, nananganany tilikambo, voho nampagnofany tamin'ireo mpamboly voaloboky . Bakeo la nagnagny amin'ny tana hafa ie. \v 34 Lafa nihanariniky gny taom-pamokara, la nagniraky gny sasany tamin'ireo mpanompo ie ho agny amin'ireo mpamboly voaloboky hangalaky gny vokany.