1 line
462 B
Plaintext
1 line
462 B
Plaintext
\v 31 Ia tamin'ireo anany roe lahy reo ro nanao gny sitrapon'ny rainy?" Voho hoy rozy hoe:" Lay voalohany." Jesosy niresaky gnan-drozy hoe:" Resahako marina aminareo , reo mpamory hetra voho reo mpivaro-tena la hilitsy gny Fanjakan-Dranagnahary alohanareo. \v 32 Fa Jaona namonjy gnanareo tamin'ny fahamarigna , fa tsy nino gnazy areo. Fa reo mpamory hetra voho mpivaro-tena nino gnazy. Fa nareo , ndra la nahita gnan'io aza, la tsy nibebaky voho tsy nino gnazy. |