msh_mat_text_udb/21/09.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 9 Bakeo reo vahoaky nialoha gnan'i Jesosy voho reo zay nagnaraky gnazy nikorakoraky hoe:" Hosana ho gnan'ny anak'i Davida! Isaorana lay avy bakamin'ny agnaran'ny Tompo! Hosana agny amin'ny avo indrindra!" \v 10 Lafa nilitsy tao Jerosalema Jesosy , la nikoraky gny raiky tana ka nanao hoe:" ia moa io?" \v 11 Gny vahokay namaly hoe:" Ie ro Jesosy lay mpaminany bakagny Nazareta agny Galilia.