msh_mat_text_udb/02/22.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 22 Fa lafa jan'ny fa Arkelaosy ro nanjaka tagny Jodia nandimby gnan'i Heroda rainy, la natahotra gny ho agny ie, tafaran'ny nampitandreman-Dranagnahary gnazy tamin'ny nofy, la niala nagnagny amin'ny faritr'i Galilia ie \v 23 Ka nandeha sady nipetraky tao amin'ny tana atao hoe nazareta. Io la nahatanteraky zay voalaza tamin'ny alalan'ireo mpaminany hoe:" Nazarena ro hikaiha gnazy.