msh_mat_text_udb/16/11.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 11 Nagnino ro tsy ahazoanareo fa tsy mikasikin'ny mofo ro nambarako gnanareo? Miambena sady mitandrema amin'ny masirasiran'ireo Fariseo voho Sadoseo." \v 12 Bakeo azon-drozy fa tsy hitandry amin'ny masirasiran'ny mofo ro nivolagniny gnan-drozy, fa hitandry gny amin'ny fampianaran'ireo Fariseo voho Sadoseo.