msh_mat_text_udb/09/10.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 10 Sady lafa nipetraky hihina tao an-tragno Jesosy, ingo , mpamory hetra voho olo mpanota maro avy voho niaranihina tamin'i Jesosy voho reo mpianany. \v 11 lafa nahita gnan'io reo fariseo, la niresay tamin'ireo mpianany rozy hoe:" Nagnino gny mpampianatrareo ro miara-mihina amin'ny mpamory hetra voho gny olo mpanota?"