msh_mat_text_udb/26/12.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 12 Fa lafa nandraraky gnan'io menaky magnitsy io tamin'ny vatako ie, la nataony ho gnan'ny fandevegna Gnahy io. \v 13 Lazaiko marina aminareo, na ia ia hitoria gny filazantsara eto amin'izao tontolo manontolo zao, zay nataon'ny toy ampela toy la ho resahy avao ho fahatiarova gnazy."