msh_mat_text_udb/18/18.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 18 Lazaiko marina aminareo, na ino ino fehezinareo eto an-tany la ho fehezy agny an-dagnitsy; voho na ino ino vahanareo eto an-tany la ho vaha agny an-dagnitsy. \v 19 La mbo lazaiko aminareo ndraiky :" Laha misy roe aminareo mifagnenky eto an-tany gny amin'izay iaby angatahin-drozy, la ho azo ho avy amin'ny Raiko zay agny an-danitsy io. \v 20 Fa na aia aia misy roe na telo miaraky mivory amin'ny Agnarako , la eo agnivon-drozy Aho."