msh_mat_text_udb/18/12.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 12 Ino ro eritseritsareo? Laha misy mana aondry zato, ka magnagny amin'ny lalan-diso gny raiky amin-drozy, la tsy hagnenga gny sivam-polosiviamby eo amin'ny vohitsy va ie voho andeha hila lay raiky zay nagnagny amin'ny lalan-diso? \v 13 Laha hitany io, la resahako marina aminareo , la mifaly amin'io mandilatsy noho reo sivam-polo siviamby zay tsy nagnagny amin'ny lalan-diso ie. \v 14 Manahaky gnan'io avao koa, tsy sitraky gny Babanareo agny an-danitsy gny hahatrobo gny raiky amin'ireo maliniky reo.