msh_mat_text_udb/16/13.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 13 Sady lafa avy tagny amin'ny faritsy agnilan'ny Kaisaria-filipo Jesosy, la nagnontany reo mpianany Ie, manao hoe: " Ataon'ny olo ho ia moa gny Anak'olo?" \v 14 Hoy rozy hoe: " Gny sasany mivola fa Jaona mpanao Batisa; gny sasany, Elia; sady reo hafa, Jeremia, na raiky amin'ireo mpaminany." \v 15 Hoy Ie tamin-drozy hoe: " Fa nareo koa manao Gnahy ho ia?" \v 16 Namaly, Simona Petera nanao hoe: " Iha ro Kristy, Anakin-Dranagnahary velo."