msh_mat_text_udb/02/13.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 13 Lafa lasa rozy, la nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy voho nisafa hoe:" Miarena , andeso gny zaza voho gny reniny , voho mandosira agny Egypta. mipetraha agny mandra-pilazako aminao, fa Heroda la sahira mila gny aja mba hamonoa gnazy." \v 14 Gny halin'igny Josefa la nifoha sady nanday gny aja voho gny reniny ka nagnagny Egypta. Nipetraky tagny ie mandra-pahafatin'i Heroda. \v 15 Io la nagnantanteraky zay nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe:" Nikaihiko hiala tagny Egypta gnanako."