msh_mat_text_udb/25/41.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 41 Sady ie niresaky amin-drozy eo ankaviany hoe:" Miala amiko, nareo zay mpanao meloky, ho agny amin'ny bolo mirehitsy mandrakizay zay fa voaomana ho gnan'ny devoly voho reo anjeliny, \v 42 fotony mosare Aho , fa tsy nameanareo sakafo; nangetaheta Aho, fa tsy nameanareo rano; \v 43 nivahiny Aho, fa tsy nampandrosoinareo; nitanjaky Aho, nefa tsy nampisikininareo; narary voho tao am-ponja Aho , fa tsy nikarakaranareo."