|
\v 43 Hoy Jesosy tamin-drozy hoe:" Nagnino ary Davida mipetraky ao amin'ny Fagnahy ro mikaiky Gnazy hoe Tompo, manao hoe:" \v 44 Gny Tompo niresaky tamin'ny Tompoko hoe:" Mipetraha eo amin'ny tagnako ankavana, mandra-panaoko gny fahavalonao ho fipetraha-tombokao?" |