|
\v 29 Fa namaly Jesosy voho niresaky gnan-drozy hoe:" Diso nareo, fotony tsy mahay gny Soratsy Masina na gny herin-Dranagnahary. \v 30 Fa amin'ny fitsangana amin'ny maty la sady tsy hisy hampaka-baly no tsy hisy hampakary. Fa koa, mitovy amin'ireo anjely agny an-danitsa. |