msh_mat_text_udb/14/03.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 3 Fa Heroda nisambotsy gnan'i Jaona, namehy gnazy, sady nandefa gnazy tagny an-tragno maiky noho i Herodiasy, valin'i Filipo rahalahiny. \v 4 Fa hoy Jaona tagnaminy hoe: " Tsy ara-dalagna ho gnanao gny mana gnazy ho valinao." \v 5 Nagniry gny hamono gnazy Heroda, nefa natahotsy reo vahoaky ie, fotony nirambesin-drozy manahaky gny mpaminany ie.