msh_mat_text_udb/13/29.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 29 Lay tompon-tany niresaky hoe:" Tsia. Fotony laha magnombotsy reo tsifarifary nareo, la mety hagnombotsy gny fakan'ireo vary miaraky amin'ireo koa. \v 30 Engao hiaraky hitiry rozy roe hatramin'ny fijinja. Amin'ny fotoa-pijinja la hiresay amin'ny mpijinja aho hoe:" Alao aloha reo akata raty voho fehezo ho fatora maromaro mba hagnoroa gnan-drozy, fa avorio ao amin'ny fipetraham-bokatso koa reo vary."