msh_mat_text_udb/23/29.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 29 Loza ho gnanareo, ry mpanora-dalagna voho fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa magnory gny fasan'ny mpaminany nareo sady mampihaingo gny fasan'ny olo-to. \v 30 Hoy nareo hoe: ' Laha niay tamin'ny andron'ny razambetsika tsika, la tsy ho nandramby anjara niaraky tamin-drozy tamin'ny fandatsaha gny lion'ny mpaminany tsika'. \v 31 Noho izay la mijoro vavolombelo amin'ny vatanareo nareo fa anak'ireo zay namono gny mpaminany.