msh_mat_text_udb/11/23.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 23 Nareo , ry Kapernaomy, mihevitsy va nareo fa hasandratsy agny a-dagnitsy? Tsia, handesy mizotso agny amin'ny helo nareo. Fotony laha tagny Sodoma ro natao reo asa mahagaga zay natao teto aminareo, la mbo ho tavela io mandrak'androany. \v 24 Nefa milaza aminareo Aho fa ho mora tokoa ho gnan'ny tanin'i Sodoma gny andron'ny fitsara noho gny ho aminareo."