1 line
315 B
Plaintext
1 line
315 B
Plaintext
\v 40 Voho lafa avy gny tompon-tanim-boaloboky, ino ro ho ataon-drozy mpamboly voaloboka?" \v 41 Hoy rozy taminy hoe:" Ho ringaniny amin'izay fomba mahery mare reo olon-doza, voho bakeo hampagnofany amin'ireo mpamboly voaloboky hafa gny tanim-boaloboky, olo hagnome gnazy gny anjara voliny amin'ny fotoam-pamokara." |