msh_mat_text_udb/10/08.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 8 Sitragno gny marary, atsangano gny maty, diovo reo boka, voho roaho reo demonia. Araky gny nahazoanareo maimaimpoana , la magnomeza avao koa maimaimpoana, \v 9 Ka manday volamena, volafoty, na saba ao amin'ny kitapon-dralanareo. \v 10 Ka manday kitapom-batsy aminizay andehananareo, na fisikina hafa, na kapa, na tehy, fa gny moiasa la mendriky hahazo gny sakafony.