msh_mat_text_udb/24/43.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 43 Fa fantaro zao, laha hainy gny tompon-tragno hoe amin'ny firy haly ro hiavian'ny mpangalatsy, la ho niamby ie voho tsy nagnenga gny tragnonyho vaky. \v 44 Nohon'io la tsy maintsy mivonona avao koa nareo, fa ho avy gny Anak'olo amin'ny lera tsy ampoizinareo.