1 line
464 B
Plaintext
1 line
464 B
Plaintext
\v 17 Laha hiainga ho agny Jerosalema Jesosy, la nangalaky reo folo roamby teo agnilany Ie, voho tegny an-dala Ie niresaky tamin-drozy hoe:" Ingo, hiakatsy ho agny Jerosalema tsika, voho gny Anak'olo la hatolotsy eo amin'ny lohan'ny mpisoro voho reo mpanora-dalagna. Rozy la hagnameloky Gnazy ho faty \v 19 voho hanolotsy Gnazy amin'ireo Jentilisa mba hiheheza, ho vangoa, voho hagnombo Gnazy amin'ny hazofijalia. Fa amin'ny andro fahatelo la hatsanga ndraiky Ie." |