msh_mat_text_udb/19/07.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 7 Hoy rozy taminy hoe:" nagnino io Mosesy ro mandidy gnanay hagnome taratasy fagnamarinam-pisaraha voho bakeo hampoly gnazy?" \v 8 Hoy Ie tamin-drozy :" Fa gny hamafisam-ponareo ro namelan'i Mosesy gnanareo hisaraky amin'ny valinareo, fa tamin'ny voalohany la tsy io ro fomba. \v 9 Resahako gnanareo, na ia ia misaraky amin'ny valiny, afa-tsy nohon'ny fijangajanga, ka manambaly hafa, la magnitsakitsa-baly ; voho johary manambaly ampela zay fa nisara-baly la mijangajanga."