\v 1 Sady lafa nahavita reo safa reo Jesosy, niala tagny Galilia Ie, voho nagnagny amin'ny farits'i Jodia zay tany andafin'ny reniranon'ny Jordana. \v 2 Vahoaky maro ro nagnaraky Gnazy, ka nagnasitsana gnan-drozy tagny Ie.