|
\v 34 masiaky gny tompony voho nanday gnazy tagny amin'ireo mpampijaly mandra-pahaloany zay iaby nitrosany. \v 35 Manahaky gnan'io koa ro hataon'ny Raiko agny an-dagnitsy gnanareo, laha tsy samy mamela gny rahalahinareo amin'ny fonareo manontolo iaby." |