msh_mat_text_udb/18/28.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 28 Fa niboaky io mpanompo io ka nahita gny raiky tamin'ireo mpiara-manompo aminy, zay nanagnany dinaria zato. Nisamboriny ie, nirambesiny tamin'ny tendany, voho niresaky hoe:" Aloavo amiko zay nitrosanao." \v 29 Nefa niondriky io mpiara-manompo aminy io voho nitalaho taminy, nanao hoe:" Managna fahareta amiko, la haloako aminao io."