|
\v 26 Nohon'io la niondriky lay mpanompo, voho niankohoky teo agnatrehany, sady niresaky hoe:" managna fahareta amiko, la haloako aminao gny raha iaby." \v 27 Nohon'io gny tompon'io mpanompo io, la nahaferignay, ka nagnafaky gnazy voho namela gny trosa taminy. |