msh_mat_text_udb/18/21.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 21 Bakeo namonjy Petera voho niresaky tamin'i Jesosy hoe:" Tompo, impiry hanota amiko gny rahalahiko ka hamela gnazy aho? Hatramin'ny im-pito va? \v 22 Jesosy niresaky gnazy hoe:" Tsy miresaky aminao Aho hoe im-pito, fa hatramin'ny fitoamby fitopolo .